Actualités

Ady amin’ny piraty Harafitra ny paikady vaovao


  • Zoma 01 Jona 2018

Vory lanona tetsy amin’ny tranombokim-pirenena Ampefiloha omaly alakamisy 31 mey ny fianakaviamben’ireo mpilalao sy mpanatontosa sarimihetsika Malagasy izay mivondrona ao anaty ofisim-pirenena miandraikitra izany na ny Omaci.

Atrikasa fohy ho fampahafantarana ny atao hoe hosoka na piraty eo amin’izay tontolon’ny sarimihetsika izay sy ny fomba atao hiadiana amin’izany no anton’ny fampivoriana. Noho ny mbola firongatry ny kapila hosoka hamidin’ireo tontakely eny an-tsena dia nanapa-kevitra ny handrafitra paikady vaovao hiadiana amin’ny piraty izy ireo. Miara-miasa akaiky amin’ny borigady manokany na ny “brigade anti-piratage” hatrany moa izy ireo, araka ny fanazavana.

J. Mirija


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

  • FANOMPANA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

SY FANEVATEVANA NY PRRM

  • Farihin’Andranotapahana
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

  • HIRA ARA-PILAZANTSARA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

Mpanakanto 20 mianadahy

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT