- Talata 19 Jona 2018
Actualités.Antsirabe Renivohitra Niaina tao anaty haizina tanteraka
Toerana tsy mba iharan’ny Delestazy ny ao Antsirabe ao. Niaina tanteraka tao anaty haizina anefa ny iray tanàna nanomboka ny alahady 17 jona tamin’ny 11 ora ka hatramin’ny omaly alatsinainy 18 jona tolakandro.
Hamaky ny tohiny