• Alakamisy 21 Jona 2018
Actualités.Sehatry ny fizahantany Mbola betsaka ireo olana tsy maintsy harenina

Mbola betsaka ireo olana eo amin’ny sehatry ny fizahantany tsy maintsy arenina eto Madagasikara. Anisan’ny tena nampitaraina ireo Malagasy monina any ivelany sy ireo vahiny tonga tetsy amin’ny Carlton Anosy,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Jona 2018
Actualités.Mpanisa mponina Misy taraiky ny any Atsimo noho ny asan-dahalo

Nisy ny fihemoran’ny fanaovana ny fanisana fahatelo eto Madagasikara (RGPH3). Tsiahivina fa tokony ho tamin’ny 10 jona teo no tapitra ity fanisana ity saingy noho ny tsy fandriampahalemana, indrindra ny any amin’ny faritra Atsimo tahaka ny any Menabe dia misy ny fiandrasana ny mpanisa nalefa any.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Jona 2018
Actualités.Fiaramanidina kely nidaraboka 5 maty tsy tra-drano

Fiaramanidina kely marika PA31 Navajo mitondra ny laharana 5R-MKF, an'ny kaompaniam-pitaterana tsy miankina Madagascar Trans Air (MTA) no niharam-boina omaly maraina manodidina ny tamin’ny 9 ora sy sasany teny Ampangabe Ambohitrimanjaka, teo amin’ny toerana antsoina hoe “Delta V”.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Jona 2018
Actualités.SECES Antananarivo Handefa taratasy any amin’ny HCC

Tapaka nandritra ny fivoriambe manokan-dry zareo avy eo anivon’ny sendikan’ny mpampianatra mpikaroka eto Antananarivo na ny Seces Tana teny Ankatso omaly fa hitory eny amin'ny filankevi-panjakana izy ireo noho ny tsy fahatanterahan'ireo fangatahana notakiany nandritra ny taona maro.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Jona 2018
Actualités.Kaominina Antanetibe Mahazaza Nampivoatra ny fiainan’ny mponina ireo fotodrafitrasa vita

Anisan’ny kaominina iray tena nisedra olana teo aloha teo ny kaominina Antanetibe Mahazaza. Ratsy dia ratsy ny lalana mihazo ny kaominina, antony mahavitsy ireo taksibe miasa any an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Jona 2018
Actualités.Taribin’ny Jirama nisy nangalatra Amidy mora 3000 ariary ny kilao

Niaina haizina nandritra ny adiny iray ny vahoaka tao Toamasina ny alahady alina. Tapaka noho izany ny ambiansy ho an’ireo mpitia baolina kitra nanaraka ny lalao nihaonan’i Brésil sy Suisse, noho ny halatra tariby mampitambatra an’i Volobe Toamasina II sy Betainaomby Toamasina I amin’ny herinaratra.

Hamaky ny tohiny
FTT