• Zoma 06 Jolay 2018
Actualités.Findramam-bola eny amin’ny banky Mbola mampatahotra ny mpanjifa maro

Mbola mampatahotra ny mpanjifa maro ny findramam-bola eny amin’ny banky ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Jolay 2018
Actualités.Tontolon’ny fitsarana Mpitsara 50 hanao fianianana anio

Mpitsara miisa 50 nahavita fianarana tao amin’ny Sekoly ambony manofana ho mpitsara sy mpiraki-draharahan’ny fitsarana na ny ENMG no havoaka anio, ka hanao fihanianana eo anatrehan’ny Fitsarana Tampony.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Jolay 2018
Actualités.5 tapitrisa Euros nomen’ny Frantsay ny fitsarana Fiaraha-miasa madiodio fa tsy don-tandroka

Miteraka ahiahy ny momba ny fahefan’ny fitsarana Malagasy hoe afaka hanoatra eo amin’ny raharaham-pitsarana momba ireo teratany Frantsay ve manoloana ny famatsiana volabe hatrany amin’ny 5 tapitrisa Euros (19 miliara ariary eo) tsy haverina avy amin’ny AFD (Alliance Française de Développement).

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Jolay 2018
Actualités.Fiatrehana ny rivodoza Mila fanampian’ny mpiara-miombon’antoka hafa

Notanterahana omaly tetsy amin’ny birao nasionaly misahana ny fisorohana sy fihatrehana ny loza eto amintsika na BNGRC etsy Antanimora ny fifanaovan-tsoniam-piaraha-miasan’ity rafitra ity sy ny rafitra iraisam-pirenena misahana izany na ny Medair.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Jolay 2018
Actualités.Tolon’ny Sendika Miainga eny Ambohijatovo ny Diabe anio

Tsy nisy tanteraka na dia iray monja aza ny fiitakian’ireo sendika isan-karazany ka izao no nahatonga ny Randrambaon’ny Sendika (SSM) nanamafy omaly fa tanterahana anio alakamisy ny diaben’ny tolona sendikaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Jolay 2018
Actualités.Groupe SOCOTA Notoloran’ny CNaPS mari-pankasitrahana

Nanolotra mari-pankasitrahana ireo mpitantana ny orinasa SOCOTA noho ny fandraisana andraikitra ataon’izy ireo amin’ny fiahiana ara-tsosialy ho an’ny mpiasa, ny tahirim-pirenena momba ny fiahiana ara-tsosialy (CNaPS) omaly ka tany Antsirabe no nanatanterahana ny lanonana.

Hamaky ny tohiny
FTT