• Zoma 13 Jolay 2018
Actualités.Mihamafy ny tolona sendikaly Mikatso ny firenena, sahirana ny mpitondra

Raikitra indray ny diabe niala teny Ambohijatovo nihazo an’Antaninarenina sy Anosy niarahan’ny Faribon-tsendikaly na ny SSM omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Jolay 2018
Actualités.Fiaraha-miasa Hanohy ny fanampiany ny Amerikanina

Tonga nitsidika tamin’ny fomba fifanajana an’ny praiminisitra, Ntsay Christian, ny tale jeneraly misolo toerana eo anivon’ny USAID, Chris Milligan, niaraka tamin’ny Mpiandraiki-draharahan’ny Masoivoho Amerikanina, miasa sy monina eto Madagasikara, Stuart Wilson omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Jolay 2018
Actualités.Paositra Malagasy Hiroso amin’ny fandefasana vola mankany ivelany

Tsy lany lamaody akory ny paositra Malagasy fa azo hampiarahana tsara amin’ny teknolojia misy ankehitriny, hoy Rakotomalala Nirina Augustin, tale jeneraliny omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Jolay 2018
Actualités.CEG Analamahitsy Mijanona amin’ny toerany

Hofoanana ny fifanarahana rehetra manodidina ny CEG Analamahitsy. Tsy misy ary tsy hisy ny fanorenana trano fianarana vaovao fa dia mijanona ao amin’ny toerany ny trano fianarana sy ny mpianatra.

Hamaky ny tohiny
FTT