- Alatsinainy 23 Jolay 2018
Actualités.Holafitry ny vadintany sy ny mpanao lavanty Lany filoha ny Me Rasamimaka Mahefalahy
Nanao ny fivoriambeny ny teo anivon’ny holafitry ny vadintany sy ny mpanao lavanty Malagasy ny alakamisy sy ny zoma teo. Nandritra ity fihaonambe ity no nandinihan’izy ireo ny zava-misy manodidina ny asan’izy ireo, sy nifidianana ihany koa izay birao vaovao hitarika ny holafitry ny vadintany sy ny mpanao lavanty Malagasy.
Hamaky ny tohiny