• Talata 07 Aogositra 2018
Actualités.Biraon’ny faritra ao Morondava Nodorana ?

May omaly alatsinainy 6 aogositra ny biraon'ny Faritra sy ny Prefektiora ao Morondava, izay renivohitry ny faritra Menabe. May kila forehitra tsy nisy azo noraisina intsony ny entana sy ny taratasim-panjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Aogositra 2018
Actualités.Ady amin’ny kolikoly Ny finiavana mihitsy no tsy misy

Omaly alatsinainy 6 aogositra no natao teny amin’ny minisiteran’ny angovo sy ny akoran’afo ny fananganana tamin’ny fomba ofisialy ny faribolan’ny fanjakana tsara tantana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Aogositra 2018
Actualités.Vokatry ny fiovaovan’ny toetr’andro Mahazo vahana indray ny kohoka sy ny sery

Niovaova be mihitsy ny toetr’andro teto amintsika tato ho ato. Ankoatra ny hatsiaka izay efa mahazatra isaky ny vanim-potoana tahaka izao dia tonga ihany koa ny hafanana izay efa mihoatra ny 25 °C ho antsika eto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Aogositra 2018
Actualités.Vakansy lehibe Manomboka mihamaro ireo mankany amoron-tsiraka

Betsaka ireo efa mandeha mivoaka miala sasatra any amin’ny faritra ankehitriny. Ankoatra an’i Mahajanga dia tena be mpisafidy ihany koa i Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Aogositra 2018
Actualités.Horonantsary mamoafady Tratra indray ny manampahefana HVM iray

Efa-bolana mahery kely taorian’ilay fiparitahana sary mamoafady mahakasika mivantana solombavambahoaka vehivavy HVM dia nipoitra indray ny horonantsary hafa,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Aogositra 2018
Actualités.Karazam-bibikely 37, toy ny angelikary, valala,… Azo avadika sakafo mitondra herim-batana

Anisan’ny nandray anjara tamin’ny Tsenabe Fier Mada andiany faha-20 nifarana omaly teny Andohatapenaka ny Concept Mihary, vondrona tanora izay mandalim-pahaizana ao amin’ny departemantan’ny “Hontologie” miantsoroka ny fikarohana mikasika ny bibikely ny ankamaroany.

Hamaky ny tohiny
FTT