• Alakamisy 09 Aogositra 2018
Actualités.Paositra Malagasy Hifampizara traikefa amin’ny firenena maro

Nampahafantarina omaly alarobia 8 aogositra tetsy amin’ny minisiteran’ny paositra sy ny fifandraisan-davitra ary ny fampivoarana ny haitao ara-kajy mirindra (MPTDN) tetsy Antaninarenina ny fisian’ny ilay vokatra vaovao fandefasam-bola sy fandraisam-bola avy any ivelany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Aogositra 2018
Actualités.Fivoriana ara-potoanan’ny CUA Maro ireo zavatra voadinika ho amin’ny fampandrosoana

Nifarana omaly 8 aogositra ny fivoriana ara-potoana voalohan’ny Filankevitry ny tanànan’Antananarivo, izay natao nandritra ny 10 andro, notarihan’ny filohan’ny mpanolotsaina monisipaly kolonely Faustin Andriambahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Aogositra 2018
Actualités.Asan’ny mpitondra nifanesy Ny fiadanam-bahoaka no aoka hifampitsarana

Tsy azo lavina fa samy nanangana fotodrafitrasa avokoa ny fitondranana nifandimby teto. Manomboka tanisaina sy hireharehana any anaty fampielazan-kevitra izany. Tsy izay anefa no hitarafana ny fampandrosoana fa ny fivoaran’ny fiainan’ny Malagasy no maridrefy lehibe indrindra hamantarana na nandroso na nihemotra ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Aogositra 2018
Actualités.Fiovaovan’ny toetr’andro Tena marefo i Madagasikara

Fahatelo amin’ny firenena marefo indrindra maneran-tany amin’ny fiovaovan’ny toetr’andro i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Aogositra 2018
Actualités.Fitsarana ambaratonga voalohany Antsirabe Ny Haingo Nasoloharivelo no filoha vaovao

Napetraka tamin’ny fomba ofisialy tamin’ny alalan’ny fitsarana manetriketrika ny filohan’ny fitsarana ambaratonga voalohany na ny TPI ao Antsirabe Rtoa Ramasitera Ny Haingo Nasoloharivelo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Aogositra 2018
Actualités.Minisiteran’ny paositra Niravona ny olana

Fotoana manan-tantara omaly alatsinainy 6 aogositra nahavitan’ny fifanaovan-tsonia handravonana ny olana sy ny disadisa teo anivon’ny minisiteran’ny paositra sy ny fifandraisan-davitra ary ny haitao ara-kajy mirindra na ny MPTDN nantsoina hoe “Fifanekena”, ka handray ny asany ny mpiasa.

Hamaky ny tohiny
FTT