• Talata 28 Aogositra 2018
Actualités.Nadine Ramaroson Ny tsiambaratelon’ny nahafatesany

Fito taona katroka anio talata 28 aogositra no nahafaty ny minisitry ny mponina tamin’ny tetezamita Nadine Ramaroson, noho ny loza an-dranomasina raha avy niatrika fety tany Sainte Marie nihazo an’i Soanierana Ivongo ny 28 aogositra 2011.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Aogositra 2018
Actualités.Fanodinana fako, angovo, jiro Hiara-kiasa ny CUA sy ny OIF

Mitohy ary hiha-matotra hatrany ny fiaraha-miasa eo amin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) sy ny fikambanana iraisam-pirenen’ny Frankôfônia.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Aogositra 2018
Actualités.Hery ana habakabaka Nahazo fampitaovana manaraka ny toetr’andro

Mankalaza ny faha-57 taona niorenany ny hery ana habakabaka amin’ity taona 2018 ity. Amin’izany indrindra ny nanokanana ny lohahevitra hoe “ny fampivoarana ny hery ana habakabaka fanamby iray ho fampandrosoana an’i Madagasikara”.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Aogositra 2018
Actualités.Fiatrehana ny loza voajanahary Nampitomboina ny ivon-tseraseran’ny BNGRC

Notokanana tamin’ny fomba ofisialy omaly tetsy Fort Duchesne ny ivontoeran-tserasera hiatrehana ny loza sy ny tandindon-doza eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Aogositra 2018
Actualités.Faha-10 taonan’ny FTMRAT Natomboka tamin’ny fiaraha-nisakafo

Feno 10 taona ankehitriny ny nitsanganan’ny FTMRAT “Fikambanan’ny Tanora Mpanao Rugby eny Ambany tanàna” tarihan’i Naina Be « Rakotondrafara Jean Heriniaina ».

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Aogositra 2018
Actualités.Faha-20 taonan’ny Radio Feon’Imerina Hosokafana amin’ny rindran-kira etsy amin’ny CC ESCA

Hankalaza ny faha-20 taona niorenany amin’ity 2018 ity ny Radio Feon’Imerina RFIM 101.6 MHZ izay manana ny tarigetra « Harena ny fahasamihafana »,

Hamaky ny tohiny
FTT