Actualités

Faha-20 taonan’ny Radio Feon’Imerina Hosokafana amin’ny rindran-kira etsy amin’ny CC ESCA


  • Alakamisy 23 Aogositra 2018

Hankalaza ny faha-20 taona niorenany amin’ity 2018 ity ny Radio Feon’Imerina RFIM 101.6 MHZ izay manana ny tarigetra « Harena ny fahasamihafana »,

ka ny fifanajana ao anatin’ny fahasamihafana no vy miaina ahitam-boka-tsoa ao anatin’ny fiarahamonina. Rindran-kira atao ao amin’ny CC ESCA, ny sabotsy 25 aogositra 2018 amin’ny 2 ora sy sasany ka handraisan’ny tarika maro anjara : Fidimalala, Salomon, Abel Ratsimba, Tovo Andrianandraina, Gaston Andrianony, Erys François, Ny Alondrano, Lizah Raseta, Moreno, J Andriamanantena sy Julie, Jean Rossinah, Gasy Miangola, Dinarison Karoka, Faniry Raelison, Kolibera, Narisoa, Tarika Gabhy Ratsito, Angolan’Imerina no hanokafana ny fankalazana.

Hiavaka io lanonana io satria ireo mpanakanto tsy hita matetika no hiaka-tsehatra indray, anisan’izany ny tarika “Ny Alondrano”,Erys François …

Ntsoavina Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

  • FANOMPANA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

SY FANEVATEVANA NY PRRM

  • Farihin’Andranotapahana
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

  • HIRA ARA-PILAZANTSARA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

Mpanakanto 20 mianadahy

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT