• Talata 11 Septambra 2018
Actualités.Mpamonjy voina Tsaralalàna Nahazo fitaovana tamin’ny ONG Manda Life

Boky maromaro hoentina hanovozana sy hanatevenana ny fahalalan’ireo mpamonjy voina sy fitaovana maromaro, ahitana fanafody sy fitaovana ilaina amin’ny famonjena voina,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Septambra 2018
Actualités.Marc Ravalomanana mivady Nankahery ireo tra-doza teny Mahamasina

Niondrika am-panajana teo anatrehan'ny maty vokatry ny fifanosehana tetsy Mahamasina nialoha ny lalao baolina kitra nihaonan’i Madagasikara sy Sénégal ary nampionona ireo fianakaviana teny amin’ny Hopitaly HJRA Ampefiloha i Marc Ravalomanana mivady omaly alahady 9 septambra,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Septambra 2018
Actualités.Asa fanaovan-gazety 9 taona ny Tia tanindrazana

9 septambra 2009, 9 septambra 2018. Feno 9 taona omaly alahady ny gazety Tia tanindrazana. Tsy niova ny tigetra fa dia ny : “Sahy mijoro ho an’i Gasikara.”

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Septambra 2018
Actualités.Adin’akoholahy Izy tompony indray no maty teo an-kianja

Abdalah, mpamily fiara, no nindaosin’ny fahafatesana tampoka, omaly, raha andeha hampiady ny ankohony “Peta-tsanga patte blanche”.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 08 Septambra 2018
Actualités.Antalaha Rendrika ilay sambobe « Masoala Barge »

Sambo roa izy ireo no niainga avy tany Toamasina fa nony tonga teny afovoan-dranomasina dia nisy fahasimbana ka nikatso ilay sambo lehibe « Masoala Barge » izay nitondra entana maro toy ny fiara, moto, bisikileta, sakafo, zava-pisotro, ...

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Septambra 2018
Actualités.Jean Ravelonarivo Hatao lavanty ny fananany

Hatao lavanty ny fananan’Atoa Jean Ravelonarivo mivady, kandida ho filoham-pirenena, araka ny fampahafantarana mivoaka an-gazety omaly teto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny
FTT