• Alatsinainy 17 Septambra 2018
Actualités.Mitaraina ny tantsaha any Alaotra Tratry ny tsindrihazolenan’ny Fanalamanga…

Nijoro nanomboka ny volana aogositra 2017 ny Fikambanan’ny tantsaha faritra Alaotra.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 15 Septambra 2018
Actualités.Minisitry ny fitsarana “Tsy mbola afaka i Claudine Razaimamonjy”

Manoloana ny didy navoakan’ilay rafitra miady amin’ny kolikoly eto amintsika na ny PAC (Pole anti-corruption),

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 15 Septambra 2018
Actualités.Ady amin’ny famotsiam-bola Ilaina ny fiaraha-mientan’ny rehetra

Nisy ny atrikasa niarahan’ny Sampan-draharaha miady amin’ny famotsiam-bola sy ny famatsiana asa fampihorohoroana (SAMIFIN) sy ireo mpiara-miombon’antoka tetsy amin’ny Hotely Le Louvre Antaninarenina omaly zoma 14 Septambra.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 15 Septambra 2018
Actualités.Kortezin’ny Praiminisitra nandona zaza Niharan’ny fitsaram-bahoaka teny Ivandry

Fiara iray an’ny polisy, marika Toyota Yaris, takelaka mena, sady misy ireny “gyrophares” ary misy soratra “police” fa tsy nisy laharana no nitera-doza teny anoloan’ny La City Ivandry omaly takariva tokony ho tamin’ny 7 ora mahery kely teo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 15 Septambra 2018
Actualités.Sambo mpiady Espaniola Mandalo any Antsiranana

Noho ny fandalovan’ny sambo “Castilla” an’ny tafika an-dranomasin’i Espana dia nidina any an-toerana ny delegasiona iray notarihin’ny praiminisitra, Ntsay Christian omaly zoma 14 septambra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Septambra 2018
Actualités.Fanakorontanana Misy hanakarama milisy…

Tsy maniry loza fa manangasanga any ny karazana gidragidra eto amin’ny firenena. Miakatra ny maripana politika ary mandeha ny karazana don-tandroka avy amin’ireo kandida filoha, indrindra fa ireo sokajiana ho vaventy.

Hamaky ny tohiny
FTT