• Talata 25 Septambra 2018
Actualités.Vatsim-pianarana Britanika Miantso ireo Malagasy te handalina ny “Leadership”

2 taona taorian’ny nitsanganan’ilay fandaharam-pamatsiam-pianarana Britanika “Chevening scholarship”, izany hoe, ny taona 1985 no nanomboka nisitraka ny vatsim-pianarana momba izany koa i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Septambra 2018
Actualités.Sehatra angovo Antony voalohany mahatonga ny fiovaovan’ny toetr’andro

Sehatra tsy azo ihodivirana ankehitriny ny sehatra angovo satria mifandray tanteraka amin’ny fampandrosoana ara-toekarena sy ara-tsosialy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Septambra 2018
Actualités.Farihin’Andraikiba Nahafaty olona ny fanaovana “Selfie”

Namono olona indray ny farihin’Andraikiba. Tovolahy roalahy antsoina hoe Ranja sy Nanja indray no niara-maty an-drano tao Andraikiba omaly alatsinainy 24 septambra 2018 tokony ho tamin’ny 11 ora antoandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Septambra 2018
Actualités.Fahafatesana diplaomaty Amerikanina Hanadihady ny FBI

Lehilahy diplaomaty amerikanina miasa ao amin’ny ambasady Amerikanina eo Ambohibao Antananarivo no hita faty tao amin’ny trano fonenany eny Ambohibao ihany ny sabotsy 22 septambra 2018 tokony ho tamin’ny 1 ora maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Septambra 2018
Actualités.Fiovaovan’ny toetr’andro Mila miomana hanatsarana ny vokatra

Tombanana eo amin’ny 2 hatramin’ny 3 taonina isaky ny hektara eo ny voka-bary eto Madagasikara ary rehefa tsara ny vokatra dia mety mahatratra hatrany amin’ny 5 taonina isaky ny hektara mihitsy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Septambra 2018
Actualités.Andry Herizo Rakotozafy Nodimandry omaly

Nodimandry omaly alarobia 19 septambra i Andry Herizo Rakotozafy, mpiara-miasa akaiky amin’ny praiminisitra Ntsay Christian, avy eo voatendry ho talen’ny kabinetra ny fiandohan’ny volana jona.

Hamaky ny tohiny
FTT