• Zoma 05 Oktobra 2018
Actualités.Fanaovan-gazety Hohavaozina ny tontolon`ny asa

Mpanao gazety miisa 1 145 no nahazo karatra matihanina raha 1 300 tamin`ny farany teo. Haharitra efa-taona ny fotoana azo ampiasana azy io.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Oktobra 2018
Actualités.Ambasadaoro Amerikanina Hotendrena tsy ho ela

Nihaona tamin’ny praiminisitra Ntsay Christian ny mpiandraiki-draharaha vonjimaika eo anivon’ny masoivoho Amerikanina, Atoa John Groarke, omaly tetsy amin`ny lapan`i Mahazoarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Oktobra 2018
Actualités.Mpiray tanindrazana miaro tontolo iainana (M.C.P.E) Hanatona an’i Lalao Ravalomanana

Niforona ny 16 oktobra 2014 ny fanetsiketsehana ny mpiray tanindrazana handala ny fahadiovana sy hitandro ny tontolo iainana na “Mouvement des citoyens patriotes écologistes” (M.C.P.E).

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Oktobra 2018
Actualités.Fandorana ny alan’i Fanalamanga Tena famotehana ny harem-pirenena tsotra izao

Taitra tamin’ny torimasony ny zanak’i Mangoro noho ny fahamaizana mitranga ao anaty alan’i Fanalamanga ankehitriny ka namoaka fanambarana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Oktobra 2018
Actualités.Tanora Malagasy Tsy ampy fanabeazana ho olom-pirenena

Ny 50%-n’ny vahoaka malagasy dia tanora 18 ka hatramin’ny 35 taona. Maro an`isa ny tanora, ivondronan`ny hery, saingy tanora tsy mahatsapa fa tompon’andraikitra eo anivon’ny firenena sy ny fiarahamonina ny ankamaroany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Oktobra 2018
Actualités.Fakon’Antananarivo Tsy avy amin’ny kaominina mihitsy ny olana

Nitondra fanazavana momba ny fanalana fako ny eo anivon’ny kaominina Antananarivo tamin’ny alalan’ny lefitra voalohan’ny Ben’ny tanàna Kolonely Ramboasalama Emilien, omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT