• Alatsinainy 29 Oktobra 2018
Actualités.Hazo mahagaga eto Madagasikara Manodidina ny 3.000 isa

Nisy ny famelabelaran-kevitra narahana adihevitra nifampizaran’ilay mpandinika ny tontolo Malagasy, Eris Rabedaoro, ireo harena sarobidy raketin’ireo ala eto Madagasikara ny faran’ny herinandro teo tetsy amin’ny IKM Antsahavola.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Oktobra 2018
Actualités.Seces sampana Antananarivo Miantso fifampidinihana

Nanao fanambarana omaly ny avy eo anivon’ny sendikan’ny mpampianatra mpikaroka eto Antananarivo na ny SECES Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Oktobra 2018
Actualités.Fikatonan’ ny fitobian’entan’ny orinasa IMEX Manodidina ny 200 ireo mpandraharaha matiantoka

“Avoahy izao dia izao ny entanay”, hoy ny antsoantson’ireo mpandraharaha mpanjifa tamin’ny fihaonan’izy ireo tamin’ny orinasa IMEX eo ambany fanaraha-mason’ny fadin-tseranana tetsy amin’ny Salle d’oeuvre EKAR Antanimena omaly alakamisy 25 oktobra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Oktobra 2018
Actualités.Fanafihana ny biraon’ny zandary Andapa Olona 2 no maty, maro ireo naratra

Nokasain'ny andian-jatovo maromaro halaina an-keriny ny lehilahy iray ahiana ho nahafaty olona izay voatana nanaovana famotorana tao amin'ny borigadin’ny zandarimariam-pirenena Andapa .

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Oktobra 2018
Actualités.Atao fitaovana politika ny resa-pako Nanazava ny tena marina ny kaominina

Eo anatrehan’ny fisian’ny olona manaratsy ny ben’ny tanànan’Antananarivo amin’ny resaka, izay atao fitaovana politika hanaratsiana an’i Marc Ravalomanana kandida filoha, dia nanamafy ny eo anivon’ny CUA tamin’ny alalan’ny Lefitra voalohan’ny ben’ny tanàna,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Oktobra 2018
Actualités.Mpiasan’ny fadin-tseranana sy fitsarana Mikaon-doha handinihana ireo hetra tsy hita

Nikaon-doha tetsy Tsaralalana omaly ireo mpiasan’ny minisiteran’ny Fitsarana sy ny mpiasan’ny fadin-tseranana manoloana ireo raharaham-pitsarana mety misy eo anivon’ny fadin-tseranana.

Hamaky ny tohiny
FTT