- Alakamisy 29 Novambra 2018
Actualités.Raharaha Mbola Rajaonah Nosokafana ilay “Coffre” nogiazana
Omaly alarobia 28 novambra no nosokafana teo anoloan’ny solontenan’ny BIANCO sy ny tompon-trano, Mbola Rajaonah ilay « coffre » izay nohidin’ny mpanao fanadihadiana nandritra ny fisavana ny tranon’ity mpandraharaha ity teny Ambohimahitsy, herinandro lasa izay.
Hamaky ny tohiny