• Zoma 07 Desambra 2018
Actualités.Fifehezana ny teknolojia Ilaina ny fitazonana ny manampahaizana eto an-toerana

Tsy azo ihodivirana intsony ny fandrosoan’ny teknolojia manerantany, indrindra amin’izao andron’ny fanatontoloana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Desambra 2018
Actualités.Arivonimamo May ny tranon’ireo zazavavy zanaky ny zandary

May ny alarobia alina lasa teo tokony ho tamin’ny 10 ora, ny tranon’ireo zazavavy zanaky ny zandary lavo am-perinasa, beazina ao amin’ny akany ao Arivonimamo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Desambra 2018
Actualités.Fifamindram-pahefana tao amin’ny Paositra Malagasy Tsy nipoitra ny Tale jeneraly teo aloha

Raha tokony ho notontosaina omaly alarobia tamin’ny 2ora tolakandro tetsy amin’ny minisiteran’ny paositra sy ny fifandraisan-davitra ary ny fampivoarana ny haitao ara-kajy mirindra (MPTDN) ny fifamindram-pahefana tamin’ny Tale jeneraly teo aloha,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Desambra 2018
Actualités.Famonoana mpisolovava teny antanimena Tsy nisy tsindry bokotra izany ny fanadihadiana…

Namaly ireo vaovao nivoaka an-gazety maro samihafa mikasika ilay raharaha famonoana mpisolovava nitranga teny Antanimena iny omaly ny kolonely Randriamanantena Pascal, lehiben’ny sampana misahana ny ady heloka bevava eo anivon’ny zandarimariam-pirenena Fiadanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Desambra 2018
Actualités.Lalao Kapsilinaka Olona miisa 230.000 no efa nahazo loka

Olona miisa 230.000 hatreto no efa nahazo loka tamin’ilay lalao kapslinakà nokarakarain’ny zava-pisotro Fresh sy ny orinasa Telma tao anatin’ny roa volana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Desambra 2018
Actualités.Roalahy nidaroka mpisolovava Nidoboka am-ponja vonjimaika eny Antanimora

Taorian'ny fanadihadiana nataon'ny mpitsara mpanao famotorana dia tazonina vonjimaika eny Antanimora izy mirahalahy nidaroka ilay mpisolovava teny Antanimena ny sabotsy lasa teo taorian`ny fakana am-bava azy ireo.

Hamaky ny tohiny
FTT