- Talata 11 Desambra 2018
Actualités.Antananarivo Renivohitra Nifampitadiavana nandritra ny ora iray ny lasantsy
Fanatafintohinana, tebiteby no niainan’ny vahoakan’Antananarivo omaly nanomboka tamin’ny 12 ora antoandro teo. Izay tobin-dasantsy naleha rehetra dia nilaza ho tsy manana solika avokoa fa miandry ny mpamatsy.
Hamaky ny tohiny