• Alakamisy 27 Desambra 2018
Actualités.Nofo mangatsiakan’i Marthe Hervée Ho tonga anio tolakandro eto an-tanindrazana

Anio alakamisy 27 desambra folakandro no higadona eny amin’ny seranam-piaramanidina eny Ivato ny nofomangatsiakan’Itompokovavy Marthe Hervée filoha mpanorina ny sekoly tsy miankina IMH sy ny Radio Vaovao Mahasoa na ny RVM.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Desambra 2018
Actualités.Airbus A 340 nampidirin-dRajoelina Teren’ny Frantsay handoa 101 tapitrisa dolara ny Airmad

Ny 12 desambra teo no nandeha tao amin’ny Tribonaly ny raharaha mahakasika ny raharaha Air Madagascar, araka ny loharanom-baovaon’ny Jeune Afrique tamin’ny 23 desambra teo. Mitaky volabe 46 tapitrisa dolara fanampin’ny 55 tapitrisa izay misy zana-bola 12 tapitrisa dolara hofana fiaramanidina nampidirin’ny fanjakana tetezamita ny Tribonaly ara-barotra Frantsay, hoy io fampahalalam-baovao io.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Desambra 2018
Actualités.Marthe Hervée Nodimandry ny alatsinainy alina teo

Nindaosin’ny fahafatesana tamin’ny alatsinainy 24 desambra tamin’ny 11 alina lasa teo ny filoha namorona ny Radio ara-pilazantsara RVM (Radio Vaovao Mahasoa) 106.8Fm sy ny IMH (Institution Marthe Hervée). Taorian’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Desambra 2018
Actualités.Akon’ny fetin’ny Noely Mibaribary ny fahantran’ny Malagasy

Niezaka nifaly ny Malagasy na dia hita ho tena sahirana aza tao anatin’ny fetin’ny Krismasy. Nanao izay heriny ny ray aman-dreny nampifaly ny ankizy tamin’ny fividianana akanjo sy ny kilalao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Desambra 2018
Actualités.Fahamaroan`ireo voafonja Handray fepetra ny fonjan`i Tsiafahy

Avo telo heny ny tokony ho izy no isan`ireo voafonja ankehitriny satria miisa 1062 izy ireo amin`izao fotoana izao raha to aka 300 no zaka. 370 amin`izy ireo no miandry fitsarana ary 443 kosa no efa voaheloka mannefa ny saziny.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 22 Desambra 2018
Actualités.Ankatoky ny fety Zava-doza ny fifamoivoizana, lasa tsena ny arabe

Mampiteny ny moana ny fitohanan’ny fiara eto Antananarivo renivohitra sy ireo faritra manodidina azy toy ny mihazo an’Ambohimanarina, Route Digue Ambohibao Talatamaty. Henjana ny fifamoivoizana eo Anosy, Soanierana, Ankadimbahoaka, Tanjombato, Andoharanofotsy…

Hamaky ny tohiny
FTT