• Zoma 28 Desambra 2018
Actualités.Sendikan’ny Mpiasan’ny JIRAMA Tsy manaiky ny fandroahana tsy ara-drariny

Nanao fanambarana tetsy amin’ny Hotely Sokhotel Antsakaviro ny Sendikan’ny Mpiasan’ny JIRAMA eto Madagasikara (SEMM) omaly alakamisy 27 desambra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Desambra 2018
Actualités.Kraoma Malagasy Tafapetraka ihany ny tale jeneraly vaovao

Tontosa tsy nisy fifanatrehan`ny mpiasan`ny orinasam-panjakana Kraoma sy ny solotenany ny fifamindram-pahefana teo amin`ny tale jeneraly teo aloha, Terji Rakotondrazafy, sy Jaobarison Randrianarivony, izay tale jeneraly vaovao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Desambra 2018
Actualités.Hoavin’ny tontolo iainana eto Madagasikara Mitaky fandraisan’andraikitra haingana be

Nanatanteraka atrikasa tetsy amin’ny Hotely Le Pavé Antaninarenina ny ministeran’ny tontolo iainana omaly alakamisy 27 desambra entina hankatoavana ilay tatitra momba ny hoavin’ny tontolo iainana eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Desambra 2018
Actualités.Randriamamiarizafy Ignace Nisalotra ny diplaoma « Doctorat en Géographie » omaly

Taorianan’ny fanohanana ny vokatry ny fikarohana nataony voarakitra anaty boky misy 240 pejy, teny amin’ny Alsh « Domaine Arts Lettres et Sciences Humaines », teny amin’ny Oniversiten’Antananarivo omaly alakamisy 27 desambra 2018,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Desambra 2018
Actualités.Manantsoa Victor « Mila mivavaka isika !»

Efa niteny izahay teo anivon’ny Hetsika Fanorenana Ifotony (HFI), hoy ny minisitra teo aloha Manantsoa Victor fa mila fanarenana ifotony sy mamerina ny fifampitokisan’ny samy Malagasy isika aloha izao vao miditra amin’ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Desambra 2018
Actualités.Fanaratsiana ny Charmelle Beauté Vao mainka nampitombo ireo olona tonga nanatona azy

Niteraka resabe tamin’ny tambajotran-tserasera fesiboky ny herinandro teo ny resaka nataona renim-pianakaviana iray nikasa ny hanao volo tao amin’ny Charmelle Beauté Ampasampito saingy tsy nifanaraka ny roa tonta tamin’ny ora farany.

Hamaky ny tohiny
FTT