- Talata 08 Janoary 2019
Actualités.Joseph d’Af Tapa-kevitra ny hanambady
Ela ny ela fa nahita ny silam-panahiny i Joseph d’Af, ilay tovolahy mpihira ara-pilazantsara tsy zoviana amintsika intsony.
Hamaky ny tohinyEla ny ela fa nahita ny silam-panahiny i Joseph d’Af, ilay tovolahy mpihira ara-pilazantsara tsy zoviana amintsika intsony.
Hamaky ny tohinyMitohy hatrany ny antsojay ataon`ny fitondrana amin`ireo tsy mitovy hevitra aminy satria tsy manana zo haneho hevitra mikasika ny raharaham-pirenena ny vahoaka Malagasy ary voatampim-bava tanteraka.
Hamaky ny tohinyNa dia teo aza ny fanadiovana sy fanamboarana ireo tatatra, orana 30 minitra dia efa maha dibo-drano toerana maro eto Antananarivo Renivohitra.
Hamaky ny tohinyNanambara ny ho fizotry ny fiainam-pirenena mandritra ny taona 2019 ny Andriana Randrianatoandro Robert mpanandro sady mpitahiry ny hasim-piandrianana ao amin’ny Tranoben’Imerina eny Ambohimanga.
Hamaky ny tohinyHotandindonin-doza atsy ho atsy ny fahalalahana maneho hevitra. Tsikaritra io nandritra ny fitakiana ny rariny sy ny marina nandritra ny hetsika etsy amin’ny kianjan’ny 13 mey.
Hamaky ny tohinyNiharan-doza ny fiara nitondra ny solombavambahoaka voafidy tany amin’ny distrikan’Ambositra Atoa Razakamady.
Hamaky ny tohiny