- Zoma 25 Janoary 2019
Actualités.Andro ratsy sy ora-mikija Lasibatra ihany koa ny any Atsimo
Ny faritra Atsimon’ny Nosy indray izao no mizaka ny voka-dratsin’ny faharatsian’ny toetr’andro.
Hamaky ny tohinyNy faritra Atsimon’ny Nosy indray izao no mizaka ny voka-dratsin’ny faharatsian’ny toetr’andro.
Hamaky ny tohinyAnkoatra ny paoma, ny voasary dia efa nahavitana ranom-boankazo ihany koa ny voaloboka eto amintsika.
Hamaky ny tohinyNahemotra amin’ny 18 febroary izao indray ny raharaham-pitsarana nitorian’ny depioten’Antalaha Laisoa Jean Pierre na Jaovato ny filoham-pirenena teo aloha Hery Rajaoanrimampianina.
Hamaky ny tohinyAnkoatra ny resaka karama dia anisan’ny nahatonga ny hetsiky ny Gilet Jaune tany Frantsa nandritra izay 10 herinandro izay ny fampiharana ny tahan’ny karibaona (application taxe carbone).
Hamaky ny tohinyFirenena be mpisafidy ivahinianana i Frantsa noho izy manankarena amin’ny fahasamihafana, indrindra ho an`ny kaontinanta Afrikanina.
Hamaky ny tohinyNampivarahontsana ny nahita ny zava-nisy tao Mahajanga omaly maraina. Natsipin’ny rano nihoatra ny “bord” izay vita rarivato ireo vato mavesatra milahadahatra amin’iny sisin-dranomasina akaikin’ny Baobab iny.
Hamaky ny tohiny