• Alatsinainy 28 Janoary 2019
Actualités.Voahangy Rajaonarimampianina Efa miadam-pinaritra any andafy ?

Anisan’ny nizaka kiana maro teto amin’ny firenena Rtoa Voahangy Rajaonarimampianina vadin’ny filoham-pirenena teo aloha Hery Rajaonarimampianina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Janoary 2019
Actualités.Z’T MAMOR Hiasa ho an’i Mahitsy RN 4 indray

Tao anatin’ny fivoriana nataon’ny Z’T MAMOR “Zanaky ny Teraky ny Manendy eny Moriandro Anosivola Mahitsy”natao teny amin’ny tranompokonolon’i Mahitsy omaly alahady 27 janoary 2019 no nanambaran’ny filohany, Me Maminiaina Jhonny Rakotondranaly,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 26 Janoary 2019
Actualités.Rivodoza Eketsang Efa nanalavitra an’i Madagasikara nanomboka omaly

Na dia mbola nahitana rotsak’orana ihany aza teto an-drenivohitra omaly alakamisy25 janoary dia fantatra fa efa nanalavitra antsika eto Madagasikara ilay rivodoza Eketsang.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 26 Janoary 2019
Actualités.Trafikana andramena Tsy hananana antra, hoy ny minisitry ny tontolo iainana vaovao

“Tolerance zero” na koa hoe tsy hananana antra ny resaka trafikana andramena sy harena voajanahary hafa eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 26 Janoary 2019
Actualités.Resaka fakana tany Misy misoloky sahady ny anaran’ny mpitondra

Manomboka sahady ny fisandohana ny anaran’ny fitondrana ataon’ny mpanao ratsy ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Janoary 2019
Actualités.Sehatra fizahantany Nohamafisina ny fiaraha-miasa amin’i Frantsa sy Alemaina

Hanatanteraka fampiofanana any Frantsa sy Alemaina ny Ofisy nasionalin’ny fizahantany eto Madagasikara (ONTM) nanomboka ny 22 janoary lasa teo ary tapitra ny 31 janoary ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
FTT