• Sabotsy 02 Febroary 2019
Actualités.Andotiana, tovovavy Malagasy monina any Frantsa 25 andro izay no nanjavonany

Tsy mbola hita hatramin’ny omaly folakandro, fiandohan’ny volana febroary i Andotiana, ilay tovovavy kely teratany Malagasy26 taona nipetraka tao Rueil-Malmaison, Ile de France, toerana nanofany trano niaraka tamin’ireo namany, rehefa nanjavona ny 9 janoary lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Janoary 2019
Actualités.Fomba fiaina gaboraraka Mampihisatra ny fandrosoana

Tena zatra miaina ao anatin’ny gaboraraka sy sarotra entina ny Malagasy, ka io no fanovana lehibe mila hapetraka voalohany, raha tena tiana ny hitondra ny firenena any amin’ny fampandrosoana sy fandrosoana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Janoary 2019
Actualités.Fitrandrahana mila sorona ao Mahereza Fampihorohoroana vahoaka, hoy ny ben’ny tanàna

Mampalahelo ny zava-misy ao amin’ny kaominina izay hiadidiako, hoy ny ben’ny tanàna ao amin’ny kaominina ambanivohitra Mahereza, Jhonny Rakotoarisoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Janoary 2019
Actualités.Loza mitranga isa-kerinandro Mahalasa saina

Taona hamokatra be ity 2019 ity, hoy ny mpanandro, Eris Rabedaoro. Be atao izy mahery setra be io satria sarotra be ilay lohany. Be ny maty.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Janoary 2019
Actualités.Lalam-pirenena FAHA-7 Sokatra sy Soavalindriaka, tra-tehaka tao Antanifotsy

Sokatra velona valo sy Soavalindriaka na «hippocampes “ milanja 6 Kg no tra-tehaky ny “Brigade Police des Routes” Ambatolampy, araka ny fampitam-baovaon’ny zandarimariam-pirenena eo amin’ny Toby Andrefanambohijanahary.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Janoary 2019
Actualités.Fifaninanana hidirana mpiasam-panjakana Hadio tanteraka, hoy ny minisitra vaovao

Tontosa soaman-tsara ny fifamindram-pahefana teo anivon’ny minisiteran’ny asam-panjakana sy ny asa ary ny lalàna sosialy omaly alatsinainy 28 janoary tetsy 67ha.

Hamaky ny tohiny
FTT