• Alakamisy 07 Febroary 2019
Actualités.Jeneraly Noël Rakotonandrasana Maty an-drano tany Maevatanàna

Nodimandry tampoka omaly maraina tany Bemangoraka Mahazoma distrikan’i Maevatanana ny Jeneraly Rakotonandrasana Noël. Tanindrazany any an-toerana, ka avy nijery ny ombiny izy no handeha hiampita rano, raha ny fampitam-baovao vonjimaika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Febroary 2019
Actualités.Alain Ramaroson sy Pety Rakotoniaina Adino tanteraka any am-ponja !

Adino tanteraka any m-ponja i Alain Ramaroson sy Pety Rakotoniaina, mpanao politika anisan’ny hita matetika tamin’ny raharaham-pirenena. Nanomboka ny volana aogositra 2016 i Alain Ramaroson no naiditra am-ponja noho ny raharahan-tany nampifanolana azy sy ny fianakaviany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Febroary 2019
Actualités.Fiarahamonim-pirenena malagasy 4,4 no naoty azony

Notanterahina omaly tetsy amin’ny Le Pave Antaninarenina ny tatitra vokatry ny fanadihadiana natao momba ny tomban’ezak’ireo fiarahamonim-pirenena Malagasy tao anatin’ny 3 taona.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Febroary 2019
Actualités.Fikambanana Planet Renew Hanohitra ny fitrandrahana tsy ara-dalàna ny harem-pirenena

Manoloana ny famarotana ireo toerana misy harena ankibon’ny tany nataon’ny filoha nifandimby teto amin’ny firenentsika dia mijoro soa aman-tsara ny fikambanana « Planet Renew »,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Febroary 2019
Actualités.Fahafatesana mpivady teo ampamarinana “Tsy nandray an-tanana ny fandevenana tanteraka ny Fitondrana”

“Malahelo mihitsy izahay fianakaviana fa lasa fampanantenana poak’aty ny filazana tamin’ny haino aman-jery fa horaisin’ny fanjakana an-tanana ny fandevenana ireo tra-doza.”

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Febroary 2019
Actualités.Ady amin’ny kolikoly Hihamafy ny ezaka ataon’ny Zandarimariam-pirenena

1223. Io no isan’ny fanambaram-pananana nentin’ny delegasion’ny Jeneraly Njatoarisoa Andrianjanaka, Komandin’ny Zandarimariam-pirenena na ZP izay notronin’ireo mpiara-miasa aminy akaiky sy ireo

Hamaky ny tohiny
FTT