- Zoma 15 Febroary 2019
Actualités.Orinasa Kraomita Malagasy Mamono afo fotsiny ny fanjakana
Nanao fanambarana indray ny mpiasan’ny orinasam-panjakana Malagasy Kraomita omaly alakamisy 14 febroary tetsy amin’ny foibeny Ampefiloha ny amin’ny fanamafisana ny tsy fankasitrahan’izy ireo ny fifanarahana amin’ny orinasa rosiana Kraoma Mining sy Ferrum Mining.
Hamaky ny tohiny
