• Alatsinainy 18 Febroary 2019
Actualités.ANDOTIANA – maty tany Frantsa Ho avy amin’ny zoma ny nofo mangatsiakany

Higadona an-tanindrazana amin’ny zoma 22 febroary ho avy izao ny nofo mangatsiakan’i Andotiana, ilay tovovavy malagasy very ary hita faty tany Frantsa ny herinandro lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Febroary 2019
Actualités.Kaominina Ivato Tsy manana olana amin’ny fandraisana ilay tetikasan’ny filoha

Tsy manana olana amin’ny fandraisana ireo tetikasan’ny filoham-pirenena ny kaominina Ivato, raha ny fanazavan’ny Ben’ny tanàna Penjy Randrianarisoa omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Febroary 2019
Actualités.Nahazo filoha vaovao ny SMM Manantena fahamarinana ny vahoaka

Andriamatoa Clement Jaona indray manomboka izao no filohan’ny Sendikan’ny mpitsara eto Madagasikara (SMM) mandritra ny 3 taona. Izay no vokatry ny fifidianana no tanterahana teny Anosy ny zoma 15 febroary lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 16 Febroary 2019
Actualités.Orinasa Jirama Ny tetezamita no tena namotika azy

Hampiakarina avo roa heny araka ny tenin-dRajoelina tokoa ve ny famokarana herinaratra eto amin’ny firenena sa hahena avo telo eny mba hampijaly ny vahoaka ?

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 16 Febroary 2019
Actualités.Famarotana ny zaridainan’Antaninarenina Handray fepetra hentitra ny kaominina (CUA)

Misy milaza fa mivarotra tany ny Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) ka voatonona tao ny zaridainan’Antaninarenina. Manambara sady manamafy mazava ny fiadidiana ny tanàna tarihan’ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana fa tsy nivarotra ny zaridainan’Antaninarenina izany izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Febroary 2019
Actualités.Afera Eddy boaderozy Maromaro mbola hosamborina…

Ny volana novambra no tonga teto i Eddy Maminirina voarohirohy tamina fanondranana boaderozy tamin’ny taona 2013-2014 ka nitsoaka tany am-pita kanefa aty amin’ny febroary 2019 vao nosamborina.

Hamaky ny tohiny
FTT