• Talata 19 Febroary 2019
Actualités.Trafikana boaderozy sy famotsiam-bola Ho sahy hanenjika ireo tena goavana ve ny fanjakana ?

Tsy azo lavina ny ezaky ny fanjakana amin’ny famongorana ny tsimatimanota. Ny fanondranana boaderozy no aseho amin’izao fa tsy misy ny fandeferana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Febroary 2019
Actualités.Fandidiana an’i ERIC FOU HEHY Mbola mitady vola 301 tapitrisa ariary

Raha efa samy nanantena ny rehetra fa efa tokony ho vita fandidiana i Eric Fou hehy, fito volana taorian’ny nahalasanany tany Inde, hanaovana ilay fanoloana voa dia tsy mbola tanteraka izany hatramin’ny omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Febroary 2019
Actualités.Lakandranon’i Mozambika Misy andro ratsy miforona

Araka ny voalazan` ny foibe mpamantatra ny toetr`andro, misy andian-drahona matevina ao amin’ny lakandranon’i Mozambika izay mitondra orana betsaka sy rivotra mahery mety hahatratra 45 km/ora ary mety hihoatra ny 60 km/ora

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Febroary 2019
Actualités.Seranam-piaramanidina Ivato Tofoka amin’ny kolikoly ny mpandeha

Voaporofo indray ankehitriny ny mahatonga ny olona maro na teratany na vahiny tsy hisafidy ny sidin’ny kaompania Air Madagascar rehefa ho avy na handao an’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Febroary 2019
Actualités.Herinandron`ny Akoranafo Vidin-tsolika ahazoan’ny rehetra tombony no tanjona

Nifarana tamin’ny faran’ny herinandro teo ny herinandron’ny akoranafo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Febroary 2019
Actualités.Pharmacie Métropole Feno 120 taona katroka

Notanterahina ny tolakandron’ny sabotsy 16 febroary 2019 teo teny amin’ny Hotely Colbert Antaninarenina ny famaranana ny fankalazana ny faha-120 taona niorenan’ny Pharmacie Métropole eny Antaninarenina.

Hamaky ny tohiny
FTT