• Sabotsy 23 Febroary 2019
Actualités.Fiompiana, jono ary fambolena Mpitsidika 30 000 no andrasana amin’ny tsenabe FEPA

Nampahafantarina omaly zoma 22 febroary tetsy amin’ny MPE Nanisana ny fisian’ilay foara lehibe momba ny fiompiana sy ny jono ary ny fambolena andiany faha-11.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Febroary 2019
Actualités.Polisy nahavanon-doza Novonoiny ny vadiny, naolany ny zanany

Ny alin’ny 16 febroary 2019 tokony ho tamin’ny 09 ora no tonga niantso vonjy sy nametraka fitoriana teo anivon’ny « Division de la Police des Mœurs et de la Protection des Mineurs »

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Febroary 2019
Actualités.Fanabeazana ny tanora Miha sarotra, hoy ny skoto

Nankalazaina maneran-tany omaly zoma 22 febroary ny andro naterahan’ny raiben’ny skotisma, Baden Powell. Anisan’ny nanamarika izay ihany koa isika eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Febroary 2019
Actualités.Ben’ny tanana avy any Soavinandriana Itasy Mitaraina ho mbola tsy naharay ny vola fanampiana …

Nivoaka tamin’ny fahanginana ireo Ben’ny tanàna avy any Soavinandriana Itasy, manoloana ny tsy naharaisan’izy ireo ny vola fanampiana “Comité Locale de developpement” ampahany tamin’ny taona 2017-2018.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Febroary 2019
Actualités.Asan’ ny Psikology Efa misy sahy misandoka ihany koa

Nitsangana tamin’ny volana novambra 2018 ny holafitry ny Psikology ary misy mpikambana miisa 17 amin’izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Febroary 2019
Actualités.Asa fiambenana sy fiarovana Miha mahazo vahana eto Madagasikara

Mihamahazo vahana hatrany ny tsy fandriampahalemana eto amintsika. Ankoatra ny fakana an-keriny dia misy hatrany ny fanafihana mitam-piadiana. Saika mametraka ny fitokisany amin’ireny orinasa tsy miankina manao asa fiambenana ireny ny ankamaroan’ny olona.

Hamaky ny tohiny
FTT