• Zoma 08 Martsa 2019
Actualités.Ahiana hamoa-doza ao Antanimora Nosarahan-toerana i Claudine sy Stéphanie

Nafindra toerana nanamboarana trano manokana hitazonana azy Rtoa Claudine Razaimamonjy, izay nafindran’ny fanjakana Rajoelina etsy Antanimora. Misy gadralava efa nohelohina higadra sy hiasa an-terivozona mandra-pahafaty dia I Roger Lala Stéphanie,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Martsa 2019
Actualités.Vary mora Fanompana an-kitsirano ny tantsaha

Efa any anaty sambo, hono, ny vary mora hamidy amin’ny vahoaka Malagasy hitsinjovana azy amin’ny fahasahiranana. Tamin’ny 19 desambra i Andry Rajoelina no nilaza izany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Martsa 2019
Actualités.Fanondranana olona mankany Sina Sinoa roalahy nidoboka eny Tsiafahy

Nampidirina vonjimaika any Tsiafahy ireo teratany Sinoa roalahy voasaringotra tamin’ilay raharaha fanondranana olona mankany Sina tany Ambohibary Moramanga ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Martsa 2019
Actualités.Andron’ny vehivavy Nanome hafatra ny minisitry ny mponina

Mahavita azy ny vehivavy raha ny nambaran’ny minisitry ny mponina, Irmah Naharimamy, omaly, tany Mahajanga.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Martsa 2019
Actualités.Voafonja Mbola miandry fitsarana ny 60%

Niroborobo ny fisamborana tato ho ato na ny tsy fandriampahalemana na ny kidnapping na ny raharaha maro samy hafa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Martsa 2019
Actualités.Ampamoakan’ny tambajotran-tserasera Afa-baraka indray Rajoelina sy ny ekipany

Niparitaka sy niteraka resabe tany anaty tambajotran-tserasera omaly ny karazana ampamoaka nataona olona nilaza fa nanohana sy nampandany an-dRajoelina tamin’ny fifidianana filoha.

Hamaky ny tohiny
FTT