• Alakamisy 21 Martsa 2019
Actualités.JIRAMA Antalaha Nodoran’ny olona leon’ny delestazy

Nodoran’ny olona ny Biraon’ny Jirama ao Antalaha omaly noho ny tsy fahafalian’ireo mpanjifa noho ny delestazy mampikolay azy, ka hotohoton’ny afo tanteraka.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Martsa 2019
Actualités.Fanavakavaham-bolon-koditra Mbola tena manjaka eny anivon’ny fiaraha-monina

Mbola hita sy manjaka eny anivon’ny fiaraha-monina Malagasy ny fanavakavaham-bolon-koditra ka tsy vitsy ireo mitondra takaitra vokatr’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Martsa 2019
Actualités.Mpianatra Malagasy tany Sina Tsy nahazo diplaoma, tsy afaka mitady asa

Mafy ny mahazo ireo mpianatra Malagasy nandrato fianarana tany Sina. Raha araka ny vaovao voaray mantsy dia tsy nomen’ireo oniversite lehibe nianaran’izy ireo tany an-toerana ny diplaomany noho ny tsy fahaloavan’ny fitondram-panjakana ny trosa 30 volana, vatsim-pianarana tokony omeny ireo oniversite lehibe any an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Martsa 2019
Actualités.Trafikana harem-pirenena Vato 5 taonina indray no tratra tao Ihosy

Vato tsy misy taratasy ara-dalàna no tra-tehaky ny mpitandro filaminana, araka ny fampitam-baovaon’ny Polisim-pirenena Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Martsa 2019
Actualités.PSI Madagascar Vonona hiara-kiasa amin’ny Antenimierandoholona

Tonga nitsidika ny filohan’ny vaomiera sosialy, koltoraly ary serasera eo anivon’ny Antenimierandoholona Rakotozafy Jean Martin ny Talen’ny serasera avy amin’ny PSI Madagasikara (Population Service International – Madagascar) Rtoa Nathalie Randriamanga omaly, teny amin’ny Lapan’ny Antenimierandoholona Anosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Martsa 2019
Actualités.Fanambaram-pananana Ireo teboka 10 tsara ho fantatra

Mazava ny voalazan`ny lalàmpanorenana fa miantoka ny fangaraharahana sy mangataka fangaraharahana ny fanaovana fanambaram-pananana. Izany dia ho fanatanterahana ny lalàna manan-kery mba hisorohana ny toe-javatra izay mety hitarika ahiahy mahakasika ny kolikoly, ary adidy nohefaina eo anatrehan’ny fanjakana Malagasy.

Hamaky ny tohiny
FTT