• Talata 26 Martsa 2019
Actualités.Rasamson Ny Aina “Maika ny fanovana ny toe-tsaina …”

Mbola olana goavana eto amintsika ankehitriny ny fanovana toe-tsaina hahafahana mivoatra. Tafiditra ao anatin’izany ny fanomezana fahefana ny sefom-pokontany izay tsy tokony hokaramaina 20.000 Ar

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Martsa 2019
Actualités.Fanakorontanana fanjakana amin’ny grevy Miala any ny paikady hisorohana azy

Hanova fiasa tanteraka ny mpitondra fanjakana hifehezana ny fampizorana ara-dalàna ny fitantanan-draharaha sahaniny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Martsa 2019
Actualités.Madagasikara Very hazo 36.000 ha tao anatin’ny dimy taona

Mihapotika hatrany ny tontolo iainana eto Madagasikara. Raha araka ny fanazavana azo teo anivon’ny ofisim-pirenena misahana ny tontolo iainana na ny ONE dia very hazo 36.000 ha isika teto Madagasikara tao anatin’ny dimy taona izany hoe :

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Martsa 2019
Actualités.Rasamson Ny Aina “Maika ny fanovana ny toe-tsaina …”

Mbola olana goavana eto amintsika ankehitriny ny fanovana toe-tsaina hahafahana mivoatra. Tafiditra ao anatin’izany ny fanomezana fahefana ny sefom-pokontany izay tsy tokony ho karamaina 20.000 Ar intsony hahafahana mampandroso ny eny ifotony.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Martsa 2019
Actualités.Mpianatry ny CEG Antanimena Nampahafantarina ny fitovian-jo eo amin’ny lahy sy ny vavy

Raha nalaza hatrany taloha fa fanaka malemy ny vehivavy dia nampahafantarina ireo mpianatra eo anivon’ny CEG Antanimena, kilasy fahasivy fa tsy mitombina intsony io fomba fitenena io ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Martsa 2019
Actualités.Seranam-piaramanidina Ivato Mpiambina roa maty nianjeran’ny vavahady

Tandrevaka! Mpiambina sivily roa no maty nianjeran’ny varavarana teo akaikin’ny “salon présidentiel”, teny amin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato, ny zoma hariva sahabo ho tamin’ny 7 ora tany ho any, noho ny rivotra tanaty orana.

Hamaky ny tohiny
FTT