• Zoma 05 Aprily 2019
Actualités.Filankevitry ny tanànan’Antananarivo Fanapahan-kevitra maro no horaisina anio

Ao anatin’ny fivoriana tsy ara-potoanan’ny Filankevitry ny tanànan’ny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) nanomboka ny alarobia teo, etsy amin’ny lapan’ny tanàna Analakely.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Aprily 2019
Actualités.Tsy voafehy intsony ny foloalindahy Lasa jiolahy ny zandary sy miaramila

Zandary ampy traikefa no mpamatsy basy ary miaramila zazavao amin’ny fanafihana vola mitentina 200.000.000 ariary sy basy ary finday avo lenta no tra-tehaka niaraka tamin’ny dadarabe

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Aprily 2019
Actualités.Analakely Hamboarina ireo fantsona lehibe

Ho avy afaka fotoana fohy ny fanamboarana ireo fantsona goavana mirefy 1,50 metatra ao ambanin’ny arabe Andrianampoinimerina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Aprily 2019
Actualités.Mpiasan’Ambatovy Manarina ny faritra avy notrandrahina

Miroso hatrany, araka izay voarakitra ao anatin’ny bokin’andraikitra mifehy an’Ambatovy, ny fanarenana mitandro ny tontolo iainana ny toeram-pitrandrahany ao Moramanga.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Aprily 2019
Actualités.Fivarotam-boninkazo eo Anosy Misy misotasota manangana tsena eo anoloany

Mitaraina ireo mpivarotra voninkazo sy mpanao fanaingoana isan-karazany etsy Anosy ampitan’ny Antenimierandoholona Anosy amin’izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Aprily 2019
Actualités.Mpiasan`ny fananantany Andrasana anio ny fanapahan-kevitra

Taorian`ny fanmbarana nataon`ny mpiasan’ny fananantany ny herinandro lasa teo, nisy ny fihaonana tamin`ny ekipan`ny minisitra tompon’andraikitra (Staff) ary nisy ny marimaritra iraisana tamin`ny roa tonta.

Hamaky ny tohiny
FTT