• Alatsinainy 08 Aprily 2019
Actualités.Ny polisy indray no nanakorontana

Mahamenatra ny zavatra nataon’ny Polisy teto Manakara nandritra ny lalao baolina kitra nihaonan’ny 3FB Vohipeno

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Aprily 2019
Actualités.Fitokonana etsy sy eroa Mila mpamaha olana mahira-tsaina

Mikatso tanteraka indray ny fampianarana ambaratonga ambony eny amin’ny oniversiten’Antananarivo noho ny fanamafisan’ny sendikan’ny mpampianatra mpikaroka (SECES) sampana Antananarivo ny fitakiana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Aprily 2019
Actualités.In’efatra tany andafy ny filoha Volabe no lany

Telo volana latsaka kely nitondrana ny firenena ny filoha ankehitriny Andry Rajoelina sy ny ekipany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Aprily 2019
Actualités.Taorian’ny volamena sy ny Boaderozy Lasan’ny vazaha ihany koa ny gidro Malagasy

Gaga sy talanjona ny rehetra nahita ny fipariahan’ny sary maneho ireo gidro Malagasy Maki any ampitan-dranomasina, izay tsy fantatra mazava ny nahatongavany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Aprily 2019
Actualités.Karatra maha mpanao gazety Efa ampiasain’ireo mpanao kidnapping ihany koa

Nisy ny asa fakana an-keriny teto Antananarivo tamin’ny herinandro lasa izay nahatrarana ireo olon-dratsy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Aprily 2019
Actualités.Ady atao amin’ny famotsiam-bola Tsy an’ny SAMIFIN irery

Nifarana omaly alakamisy 4 aprily ny atrikasa natao nandritra 2 andro tetsy amin’ny Hotely Colbert Antaninarenina nanaovana ny tomban’ezaka nasionaly mahakasika ny famotsiam-bola sy ny famatsiam-bola amin’ny asa fampihorohoroana.

Hamaky ny tohiny
FTT