- Alarobia 10 Aprily 2019
Actualités.Distrikan’Ambatondrazaka Olana be ny famoaham-bokatra
Mampikaikaika ny vahoaka ny fahapotehan’ny lalam-pirenena faha-44 ary sahirana ny tantsaha amin’ny famoaham-bokatra.
Hamaky ny tohinyMampikaikaika ny vahoaka ny fahapotehan’ny lalam-pirenena faha-44 ary sahirana ny tantsaha amin’ny famoaham-bokatra.
Hamaky ny tohinyNitondra fanamarihana ny avy eo amin'ny minisiteran'ny fanajariana ny tany, ny trano fonenana sy ny asa vaventy mahakasika ny tohin'ilay fandravana ireo fanorenana tsy ara-dalàna teo Behoririka teo anivon` ny tranonskalam-pifandraisany omaly.
Hamaky ny tohinyVehivavy no betsaka tamin’ireo mpisoloky tratra hatreto. Lehilahy iray sy vehivavy telo izay mody manofa entana sady manao taratasim-panjakana sandoka no tafiditra tao anatin’ny
Hamaky ny tohinyNangina sy tsy re tao anatin’ny fotoana naharitra ny praiminisitra lefitra nisahana ny fanajariana ny tany Reboza Julien, saingy niteny tamina onjam-peo tany Amboasary Atsimo manoloana ny raharaha famarotana ny Villa Elisabeth
Hamaky ny tohinyMisy ny fanarenana ireo fotodrafitrasa simba eto amin’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) toy ny lalana, ny fantsona fandalovan’ny rano maloto, ny fanitarana ny haben’ny lalana sy fanamboarana ny sisin-dalana na ny « trottoir » taorian’ny fotoam-pahavaratra sy fandalovan’ny rivodoza farany teo ireny teto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyNitrangana loza mahatsiravina manamorona 1 km tsy idirana ny distrikan’Andapa ny Alahady alina teo, tokony ho tamin’ny 11 ora. Raha ny vaovao azo avy any an-toerana,
Hamaky ny tohiny