• Alakamisy 02 Mey 2019
Actualités.Tsenam-baro-panjakana Mijoro hanara-maso ireo gaboraraka ny OIMP

Raha ny tsenam-baro-panjakana no lalana iray hahafahana mampandroso ny firenena amin’ny alalan’ireo fananganana

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Mey 2019
Actualités.Fahamaikana nitera-doza Fiara nitondra marary nandratra ankizy teo Tsaramasay

«Nisy ra nandriaka ny arabe, vaky ny lohan’ilay zaza, niparitaka ny nifiny».

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Aprily 2019
Actualités.Banky Iraisam-pirenena Namatsy vola 392 tapitrisa dolara an’i Madagasikara

20 tapitrisa ianareo no miaina anaty fahantrana ankehitriny nefa tokony hanana hoavy mamiratra raha misy ny finiavana hiroso,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Aprily 2019
Actualités.Vidin-tsolika “Aleo miditra amin`ny fifandaminana”, hoy i Abel Zafimahatratra

Taorian`ny tatitra nataon`ny filoha Rajoelina dia samy naneho ny heviny ireo mpanao politika. Anisan`ny tena nisongadina ny fampidinana ny vidin-jiro izay tena mampikaika ny vahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Aprily 2019
Actualités.Hetsika CNaPS Toliara PPPS Hampiroboroboana ny fiahiana ara-tsosialy

Amin’ny alalan’ny fandaharan’asa fampiroboroboana ny fiahiana ara-tsosialy na ny “Programme pour la promotion de la protection sociale” (PPPS) no hanaovan’ny Tahirim-pirenena momba ny fiahiana ara-tsosialy na CNaPS,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Aprily 2019
Actualités.Tsy nanaja ny minisitra Rakotondrazafy Mpiasan’ny TVM sy RNM miisa 8 noroahina

Tsy fanajana sy toetra tsy mendrika tamin’ny minisitry ny serasera sy ny kolontsaina Lalatiana Rakotondrazafy sy ireo

Hamaky ny tohiny
FTT