• Alarobia 08 Mey 2019
Actualités.Serasera tsy nifankahazo Nifamono ny zandary sy ny polisy …

Vokatry ny tsy fifankahazoan-dresaka, nifamono ny zandary sy ny polisy, teny amin’ny faritra Alasora.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Mey 2019
Actualités.Fanolanana ankizivavy 14 sy 12 taona Nadoboka am-ponja ao Fianarantsoa ilay polisy

Polisy mpiandry raharaha amin’ny alina sady vao mpiana-draharaha ity mpitandro filaminana voarohirohy nanolana ankizy vavy roa tsy ampy taona ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Mey 2019
Actualités.Fitantanana miangatra Tena sosotra ny polisim-pirenena…

Sosotra no sady tezitra ny polisy fa tsy misy firaharahiana an-dry zareo mihitsy avy amin'ny fitondrana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Mey 2019
Actualités.Fanodinkodinana fiara « 4x4 » folo Minisitra iray teo aloha voarohirohy

Minisitra iray teo aloha mbola manana toerana ambony eto amin’ny firenena no manana dosie goavana eny amin’ny sampandraharaha miady amin’ny kolikoly na ny Bianco, raha ny fikaroham-baovao natao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Mey 2019
Actualités.Hain-trano goavana tao Ifanadiana Nitondra fanampiana ny praiminisitra Ntsay Christian

Nidina ifotony tany Ifanadiana ny delegasionina notarihin’ny praiminisitra Ntsay Christian, nijery ifotony ny fahavoazana sy ny fomba entina hanarenana ny voka-dratsin’ny hain-trano mahatsiravina nitranga tao amin'ny distrikan’Ifanadiana ny alin'ny sabotsy 04 mey 2019 lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Mey 2019
Actualités.Fahamaizana teny amin’ny FLM Ambatovinaky 10mn dia voafehy ny afo

“Folo minitra dia voafehy tanteraka ny afo. Efa efitra efatra no kila forehitra. Ny trano roa tao ambony izay niavian’ny afo no nihintsana tao ambany ka nahahotohoto tanteraka ireo efitra efatra ireo.

Hamaky ny tohiny
FTT