• Zoma 17 Mey 2019
Actualités.Sehatra fizahantany Tsy ampy fahaiza-manao ny Malagasy

Atrikasa nandritra ny 3 andro hanamafisana ny traikefa sy ny fahaiza-manaon’ireo mpisehatra amin’ny fizahantany no notanterahina tetsy amin’ny Hotely Le Louvre Antaninarenina. Nifarana omaly alakamisy 16 mey ny hetsika ary mpandray anjara 70 teo no nandalo tao, nahitana ireo avy any amin’ny faritra. Lohahevitra 2 no novelabelarina sy nifampizarana omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Mey 2019
Actualités.Teknolojia vaovao Tsy maintsy hirosoana

Saika nitodika tamin’ny fandrosoan’ny teknolojia ny tatitra momba ny fandrosoana maneran-tany navoakan’ny Banky Iraisam-pirenena. Maro ny firenena matahotra ankehitriny amin’ny fampiasana ny robot amin’ny fiantraikany amin’ny tontolon’ny asa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Mey 2019
Actualités.Alasora Toaka gasy 260 litatra no saron’ny mpitandro ny filaminana

Toaka gasy 260 litatra no saron’ny polisin’ny CSP Alasora teny amin’ny By pass ny alarobia 15 mey, tokony ho tamin’ny 9 ora alina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Mey 2019
Actualités.Mpifankatia nifamono Tovovavy voatsindron’antsy tao amin’ny “chambre”

Tovovavy iray no hita nitsirara torana tsy nahatsiaro tena, nihoson-dra tao amin’ny Maeva Hotel, efitra 101 ao Mahajanga omaly hariva tokony ho tamin’ny 7 ora.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Mey 2019
Actualités.EPP Iavoloha, ny hetsika Nanaovan’ny prezidansa « Asa tana-maro »

« Miainga avy any amin’ny andrim-panjakana ambony indrindra ny maodely amin’ny fifanohanana sy fiaraha-mientana, indrindra fotoana izao hifanomezan-tanana hanarenana ny firenena iombonana »,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Mey 2019
Actualités.Kolikoly avo lenta Tsy ho afa-bela ihany koa ny MAPAR...

Henjehina ny olon'ny HVM fa hoe nandray 50 tapitrisa ariary. Io ilay resaka malety tamin’ny fampandaniana ny lalàna fehizoro momba ny fifidianana ny volana aprily 2018.

Hamaky ny tohiny
FTT