• Talata 21 Mey 2019
Actualités.Fidirana an-tsokosoko an’i Madagasikara Afrikanina 14 voasambotra

Misy teratany Afrikanina miditra an-tsokosoko amin’ny sisin-tanin’i Madagasikara amin’iny ilany Avaratra Andrefana iny. Miafina any anaty ala izy ireo, ary vehivavy ny ankamaroany. Avy atsy Kaomoro, Kameronina, Guinée,…

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Mey 2019
Actualités.Trafikana rongony eto Antananarivo 4,5 kg no tratra tao anaty taksiborosy

Rongony 4.5kg no tratran’ny barrage_routier an’ny mpitandro ny filaminana teo Tombotsoa, Antsirabe ny 17 mey lasa teo tokony ho tamin’ny 04 ora maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Mey 2019
Actualités.La grande braderie de Madagascar Hanome vahana ny orinasa Malagasy

Hetsika iray miezaka manome vahana sy mampahafantatra ireo orinasa malagasy mahavita zavatra tsara ny la grande braderie de Madagascar.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Mey 2019
Actualités.Fiarovana sy fanaraha-maso ny omby Raikitra ny “Puce électronique »

Nanomboka tamin'ny fomba ofisialy omaly alakamisy 16 mey 2019 tao Tsiroanomandidy Faritra Bongolava ny fametrahana ireo "puce electronique" ho an’ny omby, ka ny filoha ankehitriny Andry Rajoelina no nisantatra izany tany an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Mey 2019
Actualités.Ady amin’ny trondro vaventy amin’ny kolikoly « Tsy vita dimy taona »

Ny sehatry ny asam-panjakana no tena hanjakan’ny kolikoly sy ny risoriso eto amintsika, hoy ny mpandinika raharaham-pirenena, Harisolofo Rakotondrabe Andriamihanta.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Mey 2019
Actualités.Tontolo politika eto Madagasikara Miha ratsy hatrany

Ahoana ny fomba hitokisan`ny olona ny mpanao politika raha miharihary ny zavatra hitany ?

Hamaky ny tohiny
FTT