- Alarobia 12 Jona 2019
Actualités.Canal + Madagascar Handefa mivantana ny lalao rehetra mandritra ny CAN
Ho maimaimpoana ny “décodeur” ao amin’ny Canal + hatramin’ny 30 jona ho an’ireo mpanjifa mampiditra ny tolotra Evasion plus.
Hamaky ny tohinyHo maimaimpoana ny “décodeur” ao amin’ny Canal + hatramin’ny 30 jona ho an’ireo mpanjifa mampiditra ny tolotra Evasion plus.
Hamaky ny tohinyHanofana ireo mpanao gazety Malagasy eo amin’ny sehatry ny lalana, ny fanaovana fanatanjahantena ary ny ady amin’ny kolikoly iarahana amin’ny Bianco ny “Association des jeunes journalistes de Madagascar” na ny AJJM,
Hamaky ny tohinyHiova endrika ny lanonana ara-panjakana eny Mahamasina hanamarihana ny faha-59 taona nahazoan’i Madagasikara fahaleovantena sy ny fetin’ny foloalindahy ny 26 jona izao.
Hamaky ny tohinyNanao fanambarana tetsy amin’ny CNEAGR Nanisana omaly ny avy eo anivon’ny fikambanana Rantsana 5 fa nahazo baiko avy any an-danitra izy ireo mba hiantso ireo mpitondra fivavahana
Hamaky ny tohinyNisy fihaonana nataon`ireo tompon’andraikitry ny OTIV manerana ny nosy sy ny filoha Rajoelina, ny talata lasa teo, manoloana ny fahalanian`ny vola sy tsy fandovam-bola voalaza ho nataon`ny teo anivon`ny OTIV.
Hamaky ny tohiny15 andro tsy hanombohan’ny dingana famaranan’ny fiadiana izay ho Tompondakan’i Afrika eo amin’ny Taranja baolina kitra na ny CAN 2019 no miseho ny tantara.
Hamaky ny tohiny