- Zoma 14 Jona 2019
Actualités.Kaominina Talatamaty Nitondra am-bavaka ny firenena
Nitondra am-bavaka ny firenena ny kaominina Talatamaty, ny alarobia hariva teo, tao amin’ny Ekar Faralaza.
Hamaky ny tohinyNitondra am-bavaka ny firenena ny kaominina Talatamaty, ny alarobia hariva teo, tao amin’ny Ekar Faralaza.
Hamaky ny tohinyRaharaha mafampana ny mombana miaramila miisa 34 naiditra am-ponja vonjimaika noho ny fahafatesana sivily miisa telo hita faty tao amin’ny Reniranon’i Onive tao Ampitatafika distrikan’Antanifotsy ny 31 mey taorian’ny nisamborana azy tany Ambohimahasoa ny 21 mey lasa teo
Hamaky ny tohinyVita ny tatitry ny tahirim-bola iraisam-pirenena (FMI), andrasana ny fampidinana vidin-tsolika. Araka ny fanamby nataon`ny filohan`ny Repoblika, tsy maintsy hahena ny vidin-tsolika ary efa nanaiky izany ireo mpandraharaha, hoy ny minisitry ny vola Randriamandranto Richard.
Hamaky ny tohinyArahin’ny fanjakana maso akaiky ny kaontin’ny mpanao politika sy ny mpiasam-panjakana ambony toy ny Tale jeneraly na “cadre” ambony amin’ny orinasa, izay sokajiana amin’ny hoe “client sensible” amin’izao fotoana izao.
Hamaky ny tohinyManamarika ny fetim-pirenena ny tsipoapoaka saingy manamafy ny tompon’andraikitra ara-panjakana samihafa fa voarara ny fivarotana sy fanapoahana azy amin’izao fotoana.
Hamaky ny tohinyNilatsaka ny fampitam-baovaon’ny minisiteran’ny serasera sy ny kolontsaina fa anisan’ny asa lehibe iantsorohan’izy ireo ny fanadiovana ny tontolon’ny haino aman-jery.
Hamaky ny tohiny