• Talata 18 Jona 2019
Actualités.Arabe Andrianampoinimerina Analakely Voadio ny tatatra lehibe

Tontosa ny fanadiovana sy fanamboarana tatadrano lehibe na ovoïde tao ambanin’ny Arabe Andrianampoinimerina eo Analakely.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Jona 2019
Actualités.Fifanolanan’ny Air Madagascar sy Air France Hisy fanadihadiana atao amin’ny 2 jolay

Hisy ny fanadihadiana atao amin’ireo voakasika ny 2 jolay izao mba hamahana ny olana ifandroritan’ny kaompania Air Madagascar sy ny Air France.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Jona 2019
Actualités.Mpamonjy voina etsy Tsaralalana Nahazo fitaovana avy amin’ny firenena Kanadianina

Taorian’ny fiofanana natrehin’ireo mpiasan’ny sampana mpamonjy voina etsy Tsaralalana dia nahazo fitaovana arifomba ihany koa izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Jona 2019
Actualités.Fanendrena ny Tale jeneraly vaovaon’ny BIANCO Efa any am-pelatanan’ny filoha ireo anarana 3

Efa nalefa any amin’ny filoham-pirenena ny 2 jona lasa teo ny anaran’ireo olona 3 hisafidianany ka tendrena ho tale jeneralin’ny birao mahaleotena miady amin’ny kolikoly (Bianco)

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Jona 2019
Actualités.Jhonny Rakotoarisoa « Tsy maty izany aho »

Niely ny tsaho fa maty voatifitra tany Mahereza ny tenako raha namonjy voka-dehiben’ny fiangonana tany, hoy ny kandida ho depiote tao amin’ny distrikan’Ambohidratrimo farany teo, Jhonny Rakotoarisoa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Jona 2019
Actualités.Gasy Youth Up Manatsara ny lenta sy ny fahaiza-manaon’ny mpiasan’ny CUA

Hifarana anio zoma 14 jona ao amin’ny lapan’ny tanànan’Analakely rehefa naharitra roa andro, ny “team building project” na fanatsarana ny fahaiza-manaon’ireo mpiara-miasa eo anivon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
FTT