• Alakamisy 27 Jona 2019
Actualités.Fankalazana ny fetim-pirenena Matso hafakely

Nankalaza ny fetin`ny fahaleovantena isika omaly alarobia 26 jona. Hafakely ny tamin`ity fa tsy tahaka ny isan-taona. Misy zavatra hita anefa toa misisika moramora eny an-tsefatsefany eny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Jona 2019
Actualités.Fahitalavi-panjakana TVM Voaporofo ny tsy fahamatorana manara-penitra

Naneho fialan-tsiny ny minisiteran’ny serasera sy ny kolontsaina omaly hariva taorian’ny kiana maro samihafa mahakasika ny lesoka tamin’ny fampitana sy ny fitantarana mivantana ny fizotran’ny teny Mahamasina tamin’ny TVM,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Jona 2019
Actualités.Fampandrosoana an’Analamahitsy Cité Nitsangana ny fikambanana ADAC

Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy teny amin’ny kianja Maitso eny Analamahitsy Cité ny talata 25 jona teo ny fikambanana ADAC (Association pour le Développement d’Analamahitsy Cité et ses environs), izay nitsangana ny volana mey 2019 teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Jona 2019
Actualités.Loza nitranga teny Mahamasina Nankahery sy nanampy ireo niharam-boina ny CUA

Tonga teny amin’ny hopitaly HJRA avy hatrany omaly hariva vantany vao nahare ny loza nateraky ny fifanosehana teny Mahamasina ka nahafatesana sy naharatrana olona ny avy ao amin’ny kaominin’Antananarivo Renivohitra (CUA).

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Jona 2019
Actualités.Fetim-pirenena nihosin-dra 16 maty, 80 naratra, 4 tena ahiana ny ainy

Loza sy faty olona no niafaran’ny fety nentina nanamarihana ny faha-59 nitsingerenan’ny fahaleovantena teny Mahamasina omaly alarobia 26 jona. Vokatry ny fifanosehana teo am-bavahady hijery “Podium”,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Jona 2019
Actualités.Fiara vaovaon’ny tafika Nandona tovovavy kely teo Mahamasina

Tovovavikely iray no voadonan’ny fiaran’ny tafika avy nanao matso tetsy Mahamasina omaly takariva, teo akaikin’ny La Gastronomia Pizza aty amin’ny vavahady Atsinanana.

Hamaky ny tohiny
FTT