• Alatsinainy 01 Jolay 2019
Actualités.Air Madagascar Misedra olana indray

Taorian’ny torolalana iraisam-pirenena avy eo anivon’ny sampandraharaha eoropeanina misahana ny fifamoivoizana ana habakabaka na ny EASA ho an’ireo kaompania mampiasa ireo

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Jona 2019
Actualités.Faty olona teny Mahamasina « Akaro fitsarana ny tompon’antoka»

Namoaka fanambarana mahakasika ny loza tetsy Mahamasina ny avy amin’ny Antoko Kintana sy ny CRN omaly alakamisy 27 jona. Manalasala ny zavatra misy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Jona 2019
Actualités.Lalao Ravalomanana Nankahery sy nanampy ireo tra-doza

Nampahery ireo maratra sy ny fianakaviana manana havana namoy ny ainy, noho ny zava-nitranga tetsy Mahamasina ny takarivan’ny 26 jona ny fiadidian’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra notarihan’ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana sy ireo mpiara-miasa aminy akaiky.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Jona 2019
Actualités.Tale jeneralin’ny Bianco Mihisatra ihany koa ny fanendrena

Andrasana ny fanendrena ny Tale jeneralin’ny Bianco vaovao, ary efa any am-pelatanan’ny filoha ny anarana 3 hisafidianana ny hotendrena hisolo an’Atoa Jean Louis Andriamifidy izay tapitra ny 23 jona teo ny fe-potoana niasany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Jona 2019
Actualités.Maty sy naratra teny Mahamasina Ny loha, tratra, kibo no tena voa mafy

Miisa 38 hatramin’ny omaly ireo maratra vokatry ny fifanosehana sy ny hitsaka nahazo azy tetsy Mahamasina mbola tazonina etsy amin’ny hopitaly HJRA Ampefiloha, raha araka ny fanazavan’ny profesora Rakoto Alison Olivat.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Jona 2019
Actualités.AIRTEL M’LAY Nampahafantarina ireo mponina ao Toamasina

Taorian’Antananarivo dia nampahafantarina an’ireo mponina ao Toamasina indray ny fisian’ilay tolotra Airtel M’lay, karakarain’ny orinasam-pifandraisana Airtel.

Hamaky ny tohiny
FTT