• Talata 02 Jolay 2019
Actualités.Fitoerana fiaramanidina eny Ivato Ilam-baniny ny Tiko Air sy Madagascar Airways…

Ikarohana “hangar” na toerana hametrahana azy eny amin’ny seranam-piaramanidina eny Ivato ireo fiaramanidina nohafaran’ny fanjakana ampiasain’ny Foloalindahy amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Jolay 2019
Actualités.CINDH Mila jerena akaiky ny fenitry ny kianjan`i Mahamasina

Nanao fanambarana ny vaomieram-pirenena mahaleotena momba ny zon`olombelona (CINDH) manoloana ny famoizana ain`olona nandritra ny lanonana tao Mahamasina ny 26 jona lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Jolay 2019
Actualités.Ministeran’ny fitsarana Ankasitrahana ireo mendrika

Ny ministeran` ny fitsarana dia miezaka hatrany mametraka fanamby handresena ireo laza ratsy mihatra amin` ny Fitsarana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Jolay 2019
Actualités.Fanosehana teny Mahamasina Karohina ireo nahavanon-doza…

Nandray fepetra ny fitondram-panjakana nanoloana ny zava-nitranga tetsy Mahamasina ny harivan’ny alarobia 26 jona lasa teo ka nahafatesana olona 16 isa be izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Jolay 2019
Actualités.Tambin-karaman`ny HCJ “Diso kajy ny fiarahamonim-pirenena”, hoy ny filohany

Nandiso ny fanambarana nataon`ireo fiarahamonim-pirenena nokianin`ny fiarahamonim-pirenena ny momba ny tetibola sy tambin-karama ho an`ny Fitsarana ambony (HCJ) Rajaona Andriamanankandrina , izay filoha voalohany eo anivon`ny Fitsarana an-tampony sady filohan`ny HCJ.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Jolay 2019
Actualités.Fitondrana sy ady amin’ny kolikoly Tsy maharesy lahatra

Vao niandoha ny fitondrana Rajoelina dia saika nitohivakana ny filazan’ireo mpikamban’ny governemanta fa tsy handeferana na hoe “tolerance zero” ny fisiana kolikoly amin’ireo rafi-panjakana tantanan’izy ireo avy.

Hamaky ny tohiny
FTT