• Talata 09 Jolay 2019
Actualités.Harena sy vola azo tamin’ny tsy ara-dalàna Neken’ny HCC ho manan-kery sy ampiharina

Nankatoavin’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC) ny didy hitsivolana lah. 2019-015 momba ny fanagiazana ny fananana sy ny vola azo amin’ny fomba tsy ara-dalàna na « recouvrement des avoirs illicites ».

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Jolay 2019
Actualités.Fo nijanona tampoka Nodimandry i Jaona Elite

Nodimandry tampoka teo amin’ny faha-44 taonany omaly 7 jolay halina ny solombavambahoakan’i Madagasikara teo aloha voafidy teny amin’ny distrikan’Antananarivo Harijaona Randriarimalala na Jaona Elite.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Jolay 2019
Actualités.Fametrahana ny fandriampahalemana Mila fifampitokisan’ny vahoaka sy ny mpitandro ny filaminana

“Mitaky ny fijerena ny tombotsoa iombonana, ny fanandratana ny hambopom-pirenena, ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Jolay 2019
Actualités.Ady amin’ny fanondranana andramena Misy “task force” natsangana indray

Miroso hatrany amin’ny fiarovana ireo harena voajanahary mampiavaka antsika eto Madagasikara ny minisiteran’ny tontolo iainana sy ny haivoary.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Jolay 2019
Actualités.Seranam-piaramanidina Ivato 1Euro raha mila ireo mpitaona entana

Taorian’ny fanafoanana ireo mpitatitra entana mangataka "pourboire" be loatra amin'ireo mpandeha dia novaina ny fomba fiasa ao amin’ny seranam-piaramanidina eny Ivato.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Jolay 2019
Actualités.Facebook, Whatsapp, Instagram,… Nisy tsy fahatomombanana maneran-tany

Somary niraikitra ireo tambajotran-tserasera toy ny Facebook, Messenger, Whatsapp, Instagram,…

Hamaky ny tohiny
FTT