• Zoma 12 Jolay 2019
Actualités.Sarin’ny barea, autocollant, “face painting” Nifandrombahana teny Anosy

Nangotraka ny fitsenan’ny Malagasy ny lalao nifanandrinan’ny ekipam-pirenena Barea sy ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Jolay 2019
Actualités.Fanadiovana ny haino aman-jery manerana ny nosy Afaka 10 andro ny vokatry ny fanadihadiana

Miisa 180 hatramin’ny omaly ireo onjam-peo sy fahitalavitra tonga nanao fanambarana momba ny antontan-taratasy eo am-pelatanan’izy ireo, teny anivon’ny minisiteran’ny serasera sy ny kolontsaina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Jolay 2019
Actualités.Manao antso avo ny Jirama Aoka mba tsy hampiasa fitaovana mahery vaika anio alina

Efa miomana fatratra amin’ny fiatrehana ny lalao baolina kitra hifanandrinan’ny ekipam-pirenena Barea amin’i Tunisie indray anio alakamisy alina ny rehetra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Jolay 2019
Actualités.Andrin-jiro eny Ampitatafika Maty sahady ny 40 amin’ireo 256 isa

Mikasika ireo mpivarotra sy mpitsinjara rongony eto Ampitatafika, hoy ny ben’ny tanàna ao an-toerana, Rado Ramparaoelina, dia nisy mpivady efa tratra ary nalefa any Antanimora, 3 volana lasa izay.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Jolay 2019
Actualités.Fitandroana fihetseham-po mijery Barea « Ilaina ny sakafo maivana, fadiana ny rongony ! »

Zava-misy maneran-tany ny hoe mihetsipo rehefa ny ekipam-pirenen’ny tena no mandray anjara amina fifaninanana goavana toy ny amboaran’i Afrika eo amin’ny taranja baolina kitra, hoy ny dokotera Domoina Soakanto Rakotonoely.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Jolay 2019
Actualités.Miverina indray ny delestazy Manomboka tezitra vahoaka…

Velon-tairaina ny ankamaroan’ny mponina eto an-dRenivohitra sy ny manodidina satria saika isan’andro no hisiana fahatapahan-jiro amin’ny toerana samihafa. Ao anatin’ny fotoana fanarahana ny Lalaon’ny CAN 2019 anefa isika,

Hamaky ny tohiny
FTT