• Talata 16 Jolay 2019
Actualités.Gidragidra ara-tany Misy misompatra ny ONG Angela any Miarinarivo

Nividy ny tany ara-dalàna tany amin’ny tanànan’Andranomena, fokontany Ambohinirina, distrikan’i Miarinarivo, faritra Itasy ny Fikambanana ANGELA, mpanao asa soa, ny taona 1994, raha ny fanazavana azo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Jolay 2019
Actualités.TOETR’ANDRO Hihamafy ny fitsokan’ny rivotra amin’ity herinandro ity

Ny Alizay antonony no mandrafitra ny toetr’andro eto Madagasikara amin’ity herinandro ity, raha araka ny fanadihadiana natao teo anivon’ny sampana mpamantatra ny toetr’andro etsy Ampandrianomby.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 13 Jolay 2019
Actualités.Fahitalavitra Africanews Novidian’i Ylias Akbaraly 20 tapitrisa dolara

Novidian’ilay mpandraharaha karana mizaka zom-pirenena Malagasy Ylias Akbaraly tompon’ny vondron’orinasa matanjaka indrindra eto Madagasikara dia ny Sipromad ny orinasan-tseraresera dia ny Televevizonina panafrikanina Africanews, izay an’ny Euronews NBC.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 13 Jolay 2019
Actualités.Famoahana zandary tany Moramanga Nanao antso avo ho an’ny fahamarinana ny praiminisitra

Tontosa omaly maraina ny lanonana famoahana ofisialy ny andiany miisa telo avy ao amin’ny Sekoly ambonin’ny Zandarimariam-pirenena (ESGN) tany Moramanga, Faritra Alaotra Mangoro.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 13 Jolay 2019
Actualités.Fanorenana tsy ara-dalàna eny Ivandry Ahiana hivadika ho olana ara-diplaomatika

Misy trano iray aorina manakaiky ny tranon’ny masoivoho frantsay eny Ivandry, lasa mifampikasoka amin’ny faritra misy ny masoivoho ny rindrin’io trano io.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Jolay 2019
Actualités.Fanendrena ny talen`ny Bianco Saro-piterahana

Tsy mbola voatendry foana ny tale jeneraly vaovaon`ny Birao mahaleotena miady amin`ny kolikoly (BIANCO). Efa nifarana tamin`ny 21 jona lasa teo ny fe-potoam-piasan`ny tale

Hamaky ny tohiny
FTT