- Alakamisy 25 Jolay 2019
Actualités.Lalàna mifehy ny serasera Andrasana ny fandinihana azy eny Tsimbazaza
Anisan’ny niteraka resabe nandritra ny fitondrana Rajaonarimampianina ny lalàna mifehy ny serasera. Olana tamin’izany ny fomba nentina nandrafetana azy satria tsy ny hevitr’ireo matihanina rehetra no natsofoka tao anatiny fa ny hevitry ny fahefana mpanatanteraka fotsiny.
Hamaky ny tohiny