• Talata 06 Aogositra 2019
Actualités.Masera Madinika eraky ny Fitiavana Mahazo tombontsoa amin’ny fiahiana ara-tsosialin’ny CNaPS

Ny mpiasa mpikarama, izany hoe misy mpampiasa mandoa vola ary misy mpiasa miasa mandray vola isam-bolana, izay nosahanin’ny CNaPS.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Aogositra 2019
Actualités.Namaly bontana ny mpikamban’ny MAMA “Aoka tsy hokorontanina ny lamina mipetraka”

Nitondra fanazavana ny solontenan’ny mpitatitra, mpikambana anaty koperativa, tompona fiara samihafa mpikamban’ny trano fiantohana MAMA (Mutuelle d'Assurance Malagasy) ny sabotsy teo manoloana ny fanenjehana ataon-dRtoa Clémence Raharinirina sy ny namany, manenjika mafy ireo mpikamban’ny Filankevi-pitantanan’ny MAMA.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Aogositra 2019
Actualités.FLM Synodam-paritany faritra Atsinanana Nampidirina CNaPS ny katekista avy amina fileovana 4

Ampidiro CNaPS avokoa ny mpiasa Mpikarama amin’ny sehatra tsy miankina amin’ny fanjakana. Baikon’ny fitondram-panjakana izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Aogositra 2019
Actualités.Fialantsasatra Hafana ny Star tour any Mahajanga

Hafana tanteraka indray ny fialantsasatra lehibe ao an-drenivohitr’i Boeny amin’ity taona 2019 ity. Hotontosaina any an-toerana indray mantsy ny Star tour izay hiarahan’ny orinasa sy ny kaominina ambonivohitr’i Mahajanga, hetsika laharana fahatelo amin’izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Aogositra 2019
Actualités.Raharaha Mbola Rajaonah “Sahy ilay nitsara azy !”

Afaka madiodio izany aloha, hoy ny mpahay lalàna Willy Razafinjatovo na Maitre Olala, ilay mpandraharaha Mbola Rajaonah tamin’ny resaka taratasim-bola tsy nisy anto-bola na “checque sans provision”.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Aogositra 2019
Actualités.Fanalalahana ny fiarahan’ny mitovy fananahana Kotrehina mafy hampidirina ho lalàna indray…

Tsy azo ekena eto Madagasikara na oviana na oviana ny lalàna manaiky ny fanambadian'ny olona mitovy taovam-pananahana,

Hamaky ny tohiny
FTT